<-
->

Lio / Lk 10:12 But I say unto you, that it shall be more tolerable in that day for Sodom, than for that city. Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin' i Sodoma amin' izany andro izany noho ny ho amin' izany tanàna izany. Lazaiko aminareo fa amin' izay andro izay, dia ho moramora kokoa ny ho amin' i Sodoma, noho ny ho amin' izany tanàna izany. Je vous dis que pour Sodome, en ce Jour-là, il y aura moins de rigueur que pour cette ville-là.