<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 10:13 | Woe unto thee, |
Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin' ny lavenona. | Loza ho anao ry Korozaïna, loza ho anao, ry Betsaida! fa raha izay no natao tany Tira sy Sidòna ny fahagagana natao taminareo, dia ela no ho efa nibebahany tamin' ny akanjo malailay sy tamin' ny lavenona. | " Malheur à toi, |