<-
->

Lio / Lk 10:26 He said unto him, What is written in the law? how readest thou? Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin' ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy? Dia hoy Jeso taminy: Inona no voasoratra ao amin' ny Lalàna ary ahoana no famakinao azy? Il lui dit : " Dans la Loi, qu' y a-t-il d'écrit ? Comment lis-tu ? "