<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 11:5 | And he said unto them, Which of you shall have a friend, and shall go unto him at midnight, and say unto him, |
Ary hoy Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza, izay hankeo aminy mamatonalina ka hanao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho; | Dia hoy indray izy taminy: Raha misy aminareo manan-tsakaiza mankao aminy misasaka alina ka manao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho, | Il leur dit encore : " Si l' un de vous, ayant un ami, s' en va le trouver au milieu de la nuit, pour lui dire : "Mon ami, prête-moi trois pains, |