<-
->

Lio / Lk 12:1 In the mean time, when there were gathered together an innumerable multitude of people, insomuch that they trode one upon another, he began to say unto his disciples first of all, Beware ye of the leaven of the Pharisees, which is hypocrisy. Ary tamin' izany, raha niangona ny vahoaka betsaka tsy hita isa ka nifanitsaka, Jesosy dia niteny tamin' ny mpianany aloha ka nanao hoe: Mitandrema ianareo, fandrao azon' ny masirasiran' ny Fariseo, dia ny fihatsaram-belatsihy. Tamin' izay dia tafangona an' arivony maro ny olona ka efa nila hifanosy mihitsy, dia niteny tamin' ny mpianany Jeso nanao hoe: Tandremo aloha indrindra sao voan' ny lalivain' ny Farisiana hianareo, izany hoe: ny fihatsarambelatsihy. Sur ces entrefaites, la foule s'étant rassemblée par milliers, au point qu' on s'écrasait les uns les autres, il se mit à dire, et d' abord à ses disciples : " Méfiez-vous du levain - c' est-à-dire de l' hypocrisie - des Pharisiens.