<-
->

Lio / Lk 12:27 Consider the lilies how they grow: they toil not, they spin not; and yet I say unto you, that Solomon in all his glory was not arrayed like one of these. Hevero ny fanirin' ny voninkazo; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia Solomona teo amin' ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin' ireny. Diniho koa ange ny fanirin' ny lisy e: tsy mba miasa na mamoly ireny; kanefa lazaiko aminareo fa na Salomona teo amin' ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin' izy ireny. Considérez les lis, comme ils ne filent ni ne tissent. Or, je vous le dis, Salomon lui-même, dans toute sa gloire, n' a pas été vêtu comme l' un d' eux.