<-
->

Lio / Lk 12:54 And he said also to the people, When ye see a cloud rise out of the west, straightway ye say, There cometh a shower; and so it is. Ary hoy Jesosy tamin' ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin' izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany. Dia hoy koa izy tamin' ny vahoaka: Raha vao mahita rahona avy any andrefana hianareo, dia manao hoe: Ho avy ny orana, ka avy tokoa izy; Il disait encore aux foules : " Lorsque vous voyez un nuage se lever au couchant, aussitôt vous dites que la pluie vient, et ainsi arrive-t-il.