<-
->

Lio / Lk 13:1 There were present at that season some that told him of the Galilaeans, whose blood Pilate had mingled with their sacrifices. Ary tamin' izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin' i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon' i Pilato tamin' ny fanatiny ny ràny. Tamin' izany andro izany ihany koa no nisy olona sasany tonga nilaza tamin' i Jeso ny nanjo an' ireo Galileana, fa nalatsak' i Pilaty niaraka tamin' ny soron' izy ireo ny rany. En ce même temps survinrent des gens qui lui rapportèrent ce qui était arrivé aux Galiléens, dont Pilate avait mêlé le sang à celui de leurs victimes.