<-
->

Lio / Lk 13:28 There shall be weeping and gnashing of teeth, when ye shall see Abraham, and Isaac, and Jacob, and all the prophets, in the kingdom of God, and you yourselves thrust out. Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify, raha mahita an' i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin' ny fanjakan' Andriamanitra ianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany. Ary amin' izay vao hisy fitomaniana sy fikitroha-nify rahefa hitanareo eo amin' ny fanjakan' Andriamanitra Abrahama sy Isaaka ary Jakoba mbamin' ny mpaminany rehetra, fa hianareo kosa ho voaroaka any ivelany. " Là seront les pleurs et les grincements de dents, lorsque vous verrez Abraham, Isaac, Jacob et tous les prophètes dans le Royaume de Dieu, et vous, jetés dehors.