<-
->

Lio / Lk 13:4 Or those eighteen, upon whom the tower in Siloam fell, and slew them, think ye that they were sinners above all men that dwelt in Jerusalem? Ary ireny valo ambin' ny folo ireny, izay nianjeran' ny tilikambo tao Siloama ka maty, ataonareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny? Na moa ataonareo fa ny olona valo ambin' ny folo maty nianjeran' ny tilikambon' i Siloe no meloka noho ny mponina rehetra tao Jerosalema? Ou ces dix-huit personnes que la tour de Siloé a tuées dans sa chute, pensez-vous que leur dette fût plus grande que celle de tous les hommes qui habitent Jérusalem ?