<-
->

Lio / Lk 14:15 And when one of them that sat at meat with him heard these things, he said unto him, Blessed is he that shall eat bread in the kingdom of God. Ary ny anankiray tamin' izay niara-nipetraka nihinana taminy dia nandre izany ka nanao taminy hoe: Sambatra izay hihinan-kanina ao amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Nony nandre izany ny anankiray tamin' izay niara-nihinana teo, dia nanao tamin' i Jeso hoe: Sambatra lahy izay hanana anjara amin' ny fihinanam-be any amin' ny fanjakan' Andriamanitra. A ces mots, l' un des convives lui dit : " Heureux celui qui prendra son repas dans le Royaume de Dieu ! "