<-
->

Lio / Lk 16:22 And it came to pass, that the beggar died, and was carried by the angels into Abraham' s bosom: the rich man also died, and was buried; Ary maty ilay malahelo, dia nentin' ny anjely ho any an-tratran' i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina; Ary maty ilay mahantra ka nentin' ny anjely tany an-tratran' i Abrahama; dia maty koa ilay mpanan-karena ka nalevina. Or il advint que le pauvre mourut et fut emporté par les anges dans le sein d' Abraham. Le riche aussi mourut, et on l' ensevelit.