<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 17:1 | Then said he unto the disciples, It is impossible but that offences will come: but woe unto him, through whom they come! | Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan' izay olona mahatonga izany! | Ary hoy indray Jeso tamin' ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fanafintohinana, fa loza ho an' izay ihaviany! | Puis il dit à ses disciples : " Il est impossible que les scandales n' arrivent pas, mais malheur à celui par qui ils arrivent ! |