<-
->

Lio / Lk 18:15 And they brought unto him also infants, that he would touch them: but when his disciples saw it, they rebuked them. Ary nisy nitondra zazakely koa ho eo amin' i Jesosy mba hotendreny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra, dia nandrara azy. Ary nisy koa olona nitondra zazakely ho eo aminy mba hametrahany tànana: fa nony nahita izany ny mpianatra dia niteny azy ireo. On lui présentait aussi les tout-petits pour qu' il les touchât ; ce que voyant, les disciples les rabrouaient.