<-
->

Lio / Lk 19:32 And they that were sent went their way, and found even as he had said unto them. Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy. Dia lasa ireo iraka ka nahita ny zavatra araka ny voalazan' i Jeso taminy. Étant donc partis, les envoyés trouvèrent les choses comme il leur avait dit.