<-
->

Lio / Lk 2:22 And when the days of her purification according to the law of Moses were accomplished, they brought him to Jerusalem, to present him to the Lord; Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn' i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an' ny Tompo Ary rahefa tapitra ny andro fidiovany araka ny lalàn' i Moizy, dia nentiny ho any Jerosalema izy mba hatolotra amin' ny Tompo, Et lorsque furent accomplis les jours pour leur purification, selon la Loi de Moïse, ils l' emmenèrent à Jérusalem pour le présenter au Seigneur,