<-
->

Lio / Lk 2:38 And she coming in that instant gave thanks likewise unto the Lord, and spake of him to all them that looked for redemption in Jerusalem. Ary nony niditra tamin' izany ora izany izy, dia nisaotra an' Andriamanitra ka nilaza Azy tamin' izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema. Tonga koa izy tamin' izany fotoana izany, ka nidera an' Andriamanitra, ary nilazalaza ny Zaza tamin' izay rehetra niandry ny fanavotana an' i Jerosalema. Survenant à cette heure même, elle louait Dieu et parlait de l' enfant à tous ceux qui attendaient la délivrance de Jérusalem.