<-
->

Lio / Lk 2:39 And when they had performed all things according to the law of the Lord, they returned into Galilee, to their own city Nazareth. Ary rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalàn' ny Tompo, dia niverina tany Galilia izy, dia tao Nazareta tanànany. Ary nony tanterak' izy ireo ny zavatra rehetra araka ny Lalàn' ny Tompo, dia nody tany Galilea tao Nazareta tanànany izy. Et quand ils eurent accompli tout ce qui était conforme à la Loi du Seigneur, ils retournèrent en Galilée, à Nazareth, leur ville.