<-
->

Lio / Lk 2:42 And when he was twelve years old, they went up to Jerusalem after the custom of the feast. Ary rehefa roa ambin' ny folo taona Jesosy, dia niakatra izy ireo, araka ny fanao amin' ny andro firavoravoana. ka nony efa roa ambin' ny folo taona izy, dia niakatra araka ny fanao amin' izany fety izany izy ireo, Et lorsqu' il eut douze ans, ils y montèrent, comme c'était la coutume pour la fête.