<-
->

Lio / Lk 2:43 And when they had fulfilled the days, as they returned, the child Jesus tarried behind in Jerusalem; and Joseph and his mother knew not of it. Ary rehefa tapitra izany andro izany, ka nody izy, Jesosy zaza dia mbola nitoetra tany Jerosalema ihany, nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany; ary nony tapitra ny andro fety ka nody izy, dia nijanona tany Jerosalema Jeso zazakely, nefa tsy fantatry ny rainy aman-dreniny izany. Une fois les jours écoulés, alors qu' ils s' en retournaient, l' enfant Jésus resta à Jérusalem à l' insu de ses parents.