<-
->

Lio / Lk 22:13 And they went, and found as he had said unto them: and they made ready the passover. Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy. Dia nandeha izy ireo ka nahita araka izay nolazainy taminy, ary nanamboatra ny Paka. S' en étant donc allés, ils trouvèrent comme il leur avait dit, et ils préparèrent la pâque.