<-
->

Lio / Lk 22:54 Then took they him, and led him, and brought him into the high priest' s house. And Peter followed afar off. Ary izy ireo nisambotra an' i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon' ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny. Dia nisambotra azy izy ireo ka nitondra azy tany an-tranon' ny lehiben' ny mpisorona. Piera izany nanaraka teny lavidavitra eny ihany. L' ayant donc saisi, ils l' emmenèrent et l' introduisirent dans la maison du grand prêtre. Quant à Pierre, il suivait de loin.