<-
->

Lio / Lk 23:43 And Jesus said unto him, Verily I say unto thee, To day shalt thou be with me in paradise. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. Ka hoy ny navalin' i Jeso azy: Lazaiko marina aminao fa anio dia hihaona amiko any am-paradizy hianao. Et il lui dit : " En vérité, je te le dis, aujourd' hui tu seras avec moi dans le Paradis. "