<-
->

Lio / Lk 23:46 And when Jesus had cried with a loud voice, he said, Father, into thy hands I commend my spirit: and having said thus, he gave up the ghost. Ary niantso tamin' ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko (Sal. 31. 5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy. Ary niantso tamin' ny feo mahery Jeso nanao hoe: Raiko! apetrako ao an-tànanao ny fanahiko. Nony voalazany izany, dia niala aina izy. et, jetant un grand cri, Jésus dit : " Père, en tes mains je remets mon esprit. " Ayant dit cela, il expira.