<-
->

Lio / Lk 23:5 And they were the more fierce, saying, He stirreth up the people, teaching throughout all Jewry, beginning from Galilee to this place. Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran' i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty. Fa vao mainka nanao letrezana izy ireo nanao hoe: Mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty. Mais eux d' insister en disant : " Il soulève le peuple, enseignant par toute la Judée, depuis la Galilée, où il a commencé, jusqu' ici. "