<-
->

Lio / Lk 24:19 And he said unto them, What things? And they said unto him, Concerning Jesus of Nazareth, which was a prophet mighty in deed and word before God and all the people: Fa hoy Izy taminy: Zavatra manao ahoana moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin' i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin' ny asa sy ny teny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra, Fa hoy izy tamin' ireo: Zavatra inona moa izany? Dia hoy ireo: Ny amin' i Jeso avy any Nazareta, izay Mpaminany mahery tamin' ny asany sy ny teniny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra, " Quoi donc ? " leur dit-il. Ils lui dirent : " Ce qui concerne Jésus le Nazaréen, qui s' est montré un prophète puissant en oeuvres et en paroles devant Dieu et devant tout le peuple,