<-
->

Lio / Lk 24:33 And they rose up the same hour, and returned to Jerusalem, and found the eleven gathered together, and them that were with them, Dia niainga tamin' izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin' ny folo lahy mbamin' izay nomba azy tafangona teo Niaraka tamin' izay, dia nitsangana izy ireo ka niverina tany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin' ny folo lahy sy ny namany tafavory A cette heure même, ils partirent et s' en retournèrent à Jérusalem. Ils trouvèrent réunis les Onze et leurs compagnons,