<-
->

Lio / Lk 4:22 And all bare him witness, and wondered at the gracious words which proceeded out of his mouth. And they said, Is not this Joseph' s son? Ary izy rehetra nankalaza Azy sady talanjona noho ny tenin' ny fahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak' i Josefa va Ity? Ary nankalaza azy izy rehetra, sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy ireo: Tsy ny zanak' i Josefa va ity? Et tous lui rendaient témoignage et étaient en admiration devant les paroles pleines de grâce qui sortaient de sa bouche. Et ils disaient : " N' est-il pas le fils de Joseph, celui-là ? "