<-
->

Lio / Lk 4:26 But unto none of them was Elias sent, save unto Sarepta, a city of Sidon, unto a woman that was a widow. nefa tsy mba nirahina ho any amin' ny anankiray tamin' ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin' ny tany Sidona ihany, dia ho any amin' izay vehivavy mpitondratena. nefa tamin' izy ireo tsy nisy nanirahana an' i Elia na dia anankiray aza, fa tamin' ilay vehivavy mpitondratena tany Sareptà any amin' ny tany Sidòna ihany; et ce n' est à aucune d' elles que fut envoyé Élie, mais bien à une veuve de Sarepta, au pays de Sidon.