<-
->

Lio / Lk 4:35 And Jesus rebuked him, saying, Hold thy peace, and come out of him. And when the devil had thrown him in the midst, he came out of him, and hurt him not. Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan' ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy. Fa notenenin' i Jeso mafy izy nataony hoe: Mangina, ary mialà amin' io lehilahy io. Dia nandavo azy tamin' ny tany teo afovoan' ny olona teo ny demony vao nivoaka niala taminy, nefa tsy nandratra azy akory. Et Jésus le menaça en disant : " Tais-toi, et sors de lui. " Et le précipitant au milieu, le démon sortit de lui sans lui faire aucun mal.