<-
->

Lio / Lk 4:42 And when it was day, he departed and went into a desert place: and the people sought him, and came unto him, and stayed him, that he should not depart from them. Ary nony maraina ny andro, dia niala Jesosy ka nankany an-tany foana; ary ny vahoaka nitady Azy, dia nankeo aminy ka te-hihazona Azy mba tsy hialany tao aminy. Raha vao naraina ny andro, dia lasa nankany amin' ny toerana mangingina anankiray izy. Vahoaka maro no nandeha nikaroka azy, ka nony tonga tao aminy dia nitady hihazona azy tsy hisaraka aminy intsony; Le jour venu, il sortit et se rendit dans un lieu désert. Les foules le cherchaient et, l' ayant rejoint, elles voulaient le retenir et l' empêcher de les quitter.