<-
->

Lio / Lk 4:9 And he brought him to Jerusalem, and set him on a pinnacle of the temple, and said unto him, If thou be the Son of God, cast thyself down from hence: Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy, dia nampitoetra Azy teo an-tampon' ny tempoly ka nanao taminy hoe: Raha Zanak' Andriamanitra Hianao, mivarina any ambany any; Dia nentiny tany Jerosalema indray izy, ka napetrany teo an-tampon' ny tempoly, ary nilazany hoe: Raha Zanak' Andriamanitra hianao, mianjerà any ambany any; Puis il le mena à Jérusalem, le plaça sur le pinacle du Temple et lui dit : " Si tu es Fils de Dieu, jette-toi d' ici en bas ;