<-
->

Lio / Lk 5:11 And when they had brought their ships to land, they forsook all, and followed him. Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an' i Jesosy. Dia nampiantsona ny sambo kely tamin' ny tany niaraka tamin' izay izy ireo, ka namoy ny zavatra rehetra ary nanaraka azy. Et ramenant les barques à terre, laissant tout, ils le suivirent.