<-
->

Lio / Lk 5:8 When Simon Peter saw it, he fell down at Jesus' knees, saying, Depart from me; for I am a sinful man, O Lord. Ary rehefa hitan' i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin' ny tongotr' i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olo-meloka aho. Nony nahita izany Simona Piera dia niankohoka tamin' ny tongotr' i Jeso ka nanao hoe: Mialà amiko, Tompoko, fa mpanota aho; A cette vue, Simon-Pierre se jeta aux genoux de Jésus, en disant : " Éloigne-toi de moi, Seigneur, car je suis un homme pécheur ! "