<-
->

Lio / Lk 9:18 And it came to pass, as he was alone praying, his disciples were with him: and he asked them, saying, Whom say the people that I am? Ary raha nivavaka tao amin' ny mangingina Jesosy, sady teo aminy ny mpianany, dia nanontany azy Izy ka nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa Aho? Indray andro, raha nivavaka tany amin' ny toerana mangingina izy ka teo aminy koa ny mpianany, dia nanontany azy ireo izy nanao hoe: Ataon' ny vahoaka ho iza moa aho? Et il advint, comme il était à prier, seul, n' ayant avec lui que les disciples, qu' il les interrogea en disant : " Qui suis-je, au dire des foules ? "