<-
->

Lio / Lk 9:23 And he said to them all, If any man will come after me, let him deny himself, and take up his cross daily, and follow me. Ary hoy koa Jesosy tamin' izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany isan' andro ka hanaraka Ahy. Ary hoy koa izy tamin' ny olona rehetra: Raha misy ta-hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany isan' andro ka hanaraka ahy. Et il disait à tous : " Si quelqu' un veut venir à ma suite, qu' il se renie lui-même, qu' il se charge de sa croix chaque jour, et qu' il me suive.