<-
->

Lio / Lk 9:57 And it came to pass, that, as they went in the way, a certain man said unto him, Lord, I will follow thee whithersoever thou goest. Ary nony nandroso teny an-dalana izy, dia nisy anankiray nanao tamin' i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao. Raha mbola teny an-dàlana izy ireo, dia nisy olona anankiray nilaza taminy hoe: Hanaraka anao aho, na aiza na aiza halehanao. Et tandis qu' ils faisaient route, quelqu' un lui dit en chemin : " Je te suivrai où que tu ailles. "