<-
->

Lio / Lk 9:62 And Jesus said unto him, no man, having put his hand to the plough, and looking back, is fit for the kingdom of God. Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Fa hoy Jeso taminy: Rahefa mety ho mpitana angadin' omby miherika, dia tsy sahaza ny fanjakan' Andriamanitra. Mais Jésus lui dit : " Quiconque a mis la main à la charrue et regarde en arrière est impropre au Royaume de Dieu. "