<-
->

Lio / Lk 9:7 Now Herod the tetrarch heard of all that was done by him: and he was perplexed, because that it was said of some, that John was risen from the dead; Ary Heroda mpanapaka nandre izay rehetra natao; dia very hevitra izy noho ny filazan' ny olona; fa hoy ny sasany: Jaona no efa nitsangana tamin' ny maty; Ary Heroda tetrarka nandre izay rehetra nataon' i Jeso ka tsy hitany be ihany izay hevitra, fa ny sasany nanao hoe: Hérode, le tétrarque, apprit tout ce qui se passait, et il était fort perplexe, car certains disaient : " C' est Jean qui est ressuscité d' entre les morts " ;