<-
->

Deo / Dt 1:19 And when we departed from Horeb, we went through all that great and terrible wilderness, which ye saw by the way of the mountain of the Amorites, as the Lord our God commanded us; and we came to Kadeshbarnea. Ary nony niala tany Horeba isika, dia nandeha namaky ilay efitra lehibe sy mahatahotra izay hitanareo teny amin' ny lalana mankany amin' ny tany havoan' ny Amorita, araka izay efa nandidian' i Jehovah Andriamanitsika; dia tonga tao Kadesi-barnea isika. Nony niala tany Horeba isika, dia namaky ilay efitra malalaka sy mahatsiravina hitanareo nankany amin' ny tendrombohitry ny Amoreana, araka ny nandidian' ny Tompo Andriamanitrareo antsika, ka tonga tany Kades-Barne. Nous partîmes de l' Horeb et entrâmes en ce désert grand et redoutable que vous avez vu sur le chemin de la montagne des Amorites, comme Yahvé notre Dieu nous l' avait ordonné, et nous arrivâmes à Cadès Barné.