<-
->

Deo / Dt 1:20 And I said unto you, Ye are come unto the mountain of the Amorites, which the Lord our God doth give unto us. Dia hoy izaho taminareo: Hianareo efa tonga eto amin' ny tany havoan' ny Amonita, izay omen' i Jehovah Andriamanitsika ho antsika; Dia hoy aho taminareo: Tonga amin' ny tendrombohitry ny Amoreana izay omen' ny Tompo Andriamanitsika ho antsika hianareo. Je vous dis alors : " Vous voici arrivés à cette montagne des Amorites que Yahvé notre Dieu nous a donnée.