<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 1:27 | And ye murmured in your tents, and said, Because the |
Dia nimonomonona tao an-dainareo ianareo ka nanao hoe: Halan' i Jehovah isika, no nitondrany antsika nivoaka avy tany Egypta hanolorany antsika eo an-tànan' ny Amorita handringanana antsika. | Nimonomonona tany an-dainareo hianareo, nanao hoe: Ny fankahalan' ny Tompo antsika no nitondrany antsika nivoaka tany amin' ny tany Ejipta mba hanolorany antsika ho eo an-tànana' ny Amoreana, sy handrigananany antsika. | et vous avez déblatéré dans vos tentes en disant : " C' est en haine de nous que |