<-
->

Deo / Dt 1:44 And the Amorites, which dwelt in that mountain, came out against you, and chased you, as bees do, and destroyed you in Seir, even unto Hormah. Dia nivoaka hiady aminareo ny Amorita, izay nonina tamin' izany tendrombohitra izany, ka nanenjika anareo tahaka ny fanenjiky ny reni-tantely, dia nandringana anareo tany Seira ka hatrany Horma. Kanjo nivoaka hanehatra anareo ny Amoreana izay monina amin' izany tendrombohitra izany, ka notanahiny hianareo toy ny fanaon' ny renin-tantely sy noreseny tao Seira ka hatrany Hormà. Les Amorites habitant cette montagne sont sortis à votre rencontre, vous ont poursuivis comme l' auraient fait des abeilles et vous ont battus en Séïr jusqu'à Horma.