<-
->

Deo / Dt 1:7 Turn you, and take your journey, and go to the mount of the Amorites, and unto all the places nigh thereunto, in the plain, in the hills, and in the vale, and in the south, and by the sea side, to the land of the Canaanites, and unto Lebanon, unto the great river, the river Euphrates. mihodìna ianareo, dia mandehana ka mankanesa any amin' ny tany havoan' ny Amorita sy any amin' izay rehetra ao akaikiny, dia any amin' ny tani-hay sy ny tany havoana sy ny tany lemaka amoron-tsiraka sy ny tany atsimo sy ny amoron' ny ranomasina, dia any amin' ny tanin' ny Kananita sy any Libanona ka hatrany amin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata. ka mihodìna dia miaingà; mandehàna mankany amin' ny tendrombohitry ny Amoreana sy any amin' ny manodidina azy rehetra, any amin' i Arabaha, any amin' ny Tendrombohitra, any amin' i Sefelà, any amin' i Negeba, any amoron' ny ranomasina, any amin' ny tanin' ny Kanaeana ary any Libàna, hatrany amin' ny ony lehibe dia ny ony Eofrata. Allez-vous-en, partez, et allez à la montagne des Amorites, chez tous ceux qui habitent la Araba, la Montagne, le Bas-Pays, le Négeb et le bord de la mer, allez en terre de Canaan et au Liban jusqu' au grand fleuve, le fleuve Euphrate.