<-
->

Deo / Dt 10:22 Thy fathers went down into Egypt with threescore and ten persons; and now the Lord thy God hath made thee as the stars of heaven for multitude. Olona fito-polo ny razanao izay nidina tany Egypta; nefa ankehitriny efa nataon' i Jehovah Andriamanitrao maro tahaka ny kintana eny amin' ny lanitra ianao. Ny isan' ny razanao nidina nankany Ejipta dia olona fitopolo, fa hianao kosa ankehitriny dia efa nataon' ny Tompo Andriamanitrao maro toy ny kintana eny an-danitra. et, alors que tes pères n'étaient que soixante-dix quand ils sont descendus en Égypte, Yahvé ton Dieu t' a rendu aussi nombreux à présent que les étoiles des cieux.