<-
->

Deo / Dt 10:9 Wherefore Levi hath no part nor inheritance with his brethren; the Lord is his inheritance, according as the Lord thy God promised him. Izany no tsy ananan' ny Levita anjara na lova eo amin' ny rahalahiny; Jehovah no lovany, araka izay nolazain' i Jehovah Andriamanitrao taminy. Izany no tsy mba ananan' i Levì zaratany na lova eo amin' ny rahalahiny, fa Iaveh no lovany, araka ny voalazan' ny Tompo Andriamanitrao taminy. Aussi n' y eut-il pas pour Lévi de part ni d' héritage avec ses frères : c' est Yahvé qui est son héritage, comme Yahvé ton Dieu le lui a dit.