<-
->

Deo / Dt 11:10 For the land, whither thou goest in to possess it, is not as the land of Egypt, from whence ye came out, where thou sowedst thy seed, and wateredst it with thy foot, as a garden of herbs: Fa ny tany izay efa hidiranao holovana dia tsy mba tahaka ny tany Egypta, izay nivoahanareo, izay namafazanao ny voan-javatrao sy nandeman' ny tongotrao rano azy tahaka ny fambolen' anana. Fa ny tany izay efa hidiranao hanananao azy, dia tsy mba tahaka ny tany Ejipta nialanareo, izay namafazanao sy nampidiranao rano amin' ny tongotrao, toy ny saha fambolena anana. Car le pays où tu entres pour en prendre possession n' est pas comme le pays d'Égypte d' où vous êtes sortis, où, après avoir semé, il fallait arroser avec le pied, comme on arrose un jardin potager.