<-
->

Deo / Dt 17:4 And it be told thee, and thou hast heard of it, and enquired diligently, and, behold, it be true, and the thing certain, that such abomination is wrought in Israel: ka voalaza aminao izany, ary efa renao, dia diniho tsara, ka indro, raha nisy marina tokoa izany zavatra izany, ka natao teo amin' ny Isiraely izany fahavetavetana izany: rahefa misy milaza izany aminao ka efa renao izany, dia fotory tsara, ka raha marina izany ary voaporofo tokoa izany, ka tanteraka tokoa teo amin' Israely izany fahavetavetana izany, et qu' on te le dénonce ; si, après l' avoir entendu et fait une bonne enquête, le fait est avéré et s' il est bien établi que cette chose abominable a été commise en Israël,