<-
->

Deo / Dt 17:9 And thou shalt come unto the priests the Levites, and unto the judge that shall be in those days, and enquire; and they shall shew thee the sentence of judgment: ary mankanesa amin' ireo Levita mpisorona sy amin' ny anankiray izay mpitsara amin' izany andro izany, ka manontania, dia hambarany aminao ny teny fitsarana. dia handeha hanatona ny mpisorona, taranak' i Levì, sy ny mpitsara izay tompon-draharaha amin' izany andro izany. Hila hevitra aminy hianao ka hambarany aminao izay araka ny lalàna. tu iras trouver les prêtres lévites et le juge alors en fonction. Ils feront une enquête, et ils te feront connaître la sentence.