<-
->

Deo / Dt 2:1 Then we turned, and took our journey into the wilderness by the way of the Red sea, as the Lord spake unto me: and we compassed mount Seir many days. Dia niverina isika ka nandeha tany an-efitra tamin' ny lalana mankany amin' ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain' i Jehovah tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seira ela ihany isika. Dia nivily làlana isika, ka nandeha ho any an' efitra, amin' ny làlana mankany amin' ny ranomasina Mena, araka ny nandidian' ny Tompo ahy; ary ela isika no nihodina manodidina ny tendrombohitra Seira. Puis nous avons fait demi-tour et nous sommes partis au désert, en direction de la mer de Suph, comme Yahvé me l' avait ordonné. Pendant de longs jours nous avons tourné autour de la montagne de Séïr.